Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 24:1     Alignment score: 0.34 → 0.369
Look , Yahweh is about to empty the earth , to devastate it , mar its surface , and scatter its inhabitants .
Indro , hanafoana ny tany Yaveh , handrava izany , hahalao azy ary hampiely ireo mponiny
.


ISA 24:2     Alignment score: 0.302 → 0.304
It will come
about that , as with the people , so with the priest ; as with the servant , so with his master ; as with the servant girl , so with her mistress ; as with the buyer , so with the seller ; as with the creditor , so with the debtor ; as with the receiver of interest , so with the giver of interest .
Ho tahaka izany no ho an'ireo mponina , ny mpisorona ; ny mpanompo , ny tompony , mpiasa an - trano ; ny tompovaviny , ny mpividy , ny mpivarotra ; ny mpanome trosa , ny mpitrosa ; ny mpandray tombontsoa , ary ny mpanome tombontsoa .
ISA 24:3     Alignment score: 0.35 → 0.351
The earth will be completely devastated and completely plundered ; for Yahweh has spoken this word .
Ho rava tanteraka ny tany ary ho foanana tanteraka ; satria Yaveh no efa niteny izany teny izany .
ISA 24:4     Alignment score: 0.304 → 0.29
The earth mourns and withers , the world shrivels up and withers , the prominent people of the earth waste away .
Maina sy malazo ny tany , milofika sy malazo izao tontolo izao , mihaosa ny olona malazan ' ny tany .
ISA 24:5     Alignment score: 0.252 → 0.249
The earth is polluted by its inhabitants because they have transgressed the laws , violated the statutes , and broken the everlasting covenant .
Maloto amin ' ny alalan'ireo mponiny
ny tany satria efa nandika lalàna , nanota ny didy , ary nivadika tamin ' ny fanekena maharitra mandrakizay izy ireo .
ISA 24:6     Alignment score: 0.33
Therefore a curse devours the earth , and its inhabitants are found guilty . The inhabitants of the earth burn up , and few people are left .
Noho izany dia mandevona ny tany ny ozona , ary meloka ireo mponiny
. May ireo mponin ' ny tany , ary vitsy sisa no tavela .
ISA 24:7     Alignment score: 0.346 → 0.347
The new wine mourns , the vine wastes away , all the merry - hearted groan .
Maina ireo divay vaovao , malazo ny voaloboka , misento avokoa ireo faly am - po .
ISA 24:8     Alignment score: 0.23 → 0.257
The happy sound of the tambourines
stops , and the revelry of those who rejoice ; the joy of the harp ceases .
Mitsahatra ny feo mandrotsirotsin ' ny ampongatapaka , sy ny fitabataban'ireo mifaly ; mitsahatra ny fifaliana amin - dokanga .
ISA 24:9     Alignment score: 0.478
They no longer drink wine and sing , and the strong drink
is bitter to those who drink it .
Tsy misotro divay na mihira intsony izy ireo , ary ny toaka dia mangidy ho an'ireo izay misotro izany .
ISA 24:10     Alignment score: 0.144 → 0.159
The city of chaos has been broken down ; every house is closed up and empty .
Rava ny tanànan
' ny fikorontanana ; mihidy sy foana avokoa ireo trano rehetra .
ISA 24:11     Alignment score: 0.276 → 0.279
There is a crying in the streets because of the wine ; all joy is darkened , the gladness of the land has disappeared .
Misy tabataba noho ' ny divay eny an - dalambe ; maizina ny haravoana , nanjavona ny fifaliana .
ISA 24:12     Alignment score: 0.281 → 0.284
In the city is left a desolation , and the gate is broken into a ruin .
Faharavana sisa no eo amin ' ny tanàna , ary ny vavahady dia potika .
ISA 24:13     Alignment score: 0.311
For this is how it will be on the whole earth among the nations , as when an olive tree is beaten , as the gleanings when the grape harvest is done .
Fa toy izany no ho amin ' ny tany rehetra eo amin ' ny firenena , tahaka ny hazo oliva voakapoka , tahaka ny fitsimponam - boaloboka rehefa vita ny fiotazana .
ISA 24:14     Alignment score: 0.281 → 0.318
They will lift up their voices and shout the majesty of Yahweh , and will joyfully
shout from the sea .
Hanandratra ny feony sy hiantso ny voninahitr'Andriamanitra , ary hihiaka am - pifaliana avy amin ' ny ranomasina izy ireo .
ISA 24:15     Alignment score: 0.464 → 0.47
Therefore in the east glorify Yahweh , and in the isles of the sea give glory to the name of Yahweh , the God of Israel .
Noho izany dia mankalazà an'i Yaveh any atsinanana , manomeza voninahitra ny anaran'i
Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely ao amin'ireo nosy .
ISA 24:16     Alignment score: 0.234 → 0.262
From the farthest part of the earth we have heard songs , " Glory to the righteous one ! " But I said , " I have wasted away , I have wasted away , woe is me ! The treacherous have dealt treacherously ; yes , the treacherous have dealt very treacherously . "
Hatrany am - paran ' ny tany no nandrenesanay hira hoe : " Voninahitra anie ho an'ilay marina ! " Fa hoy aho hoe : " Efa nihaosa aho , efa nihaosa aho , indrisy ! Ny mpamitaka dia nitondra am - pitaka ; eny , ny mpamitaka dia tena nitondra am - pitaka tokoa . "
ISA 24:17     Alignment score: 0.343 → 0.345
Terror , the pit , and the snare are upon you , inhabitants of the earth .
Aminareo ny tahotra , ny lavaka , ary ny fandrika , ry mponin
' ny tany .
ISA 24:18     Alignment score: 0.302 → 0.303
He who flees from the sound of terror will fall
into the pit , and he who comes up out of the middle of the pit will be caught in the snare . The windows of the heavens will be opened , and the foundations of the earth will shake .
Izy izay mandositra ny feon ' ny fampihorohoroana dia ho latsaka ao an - davaka , ary izy izay miakatra avy ao an - davaka dia ho azon ' ny fandrika . Hisokatra ny varavaran ' ny lanitra , ary ireo fanorenan ' ny tany dia hiozongozona .
ISA 24:19     Alignment score: 0.205
The earth will be completely broken , the earth ripped apart ; the earth will be violently shaken .
Ho rava tanteraka ny tany , hitresaka ny tany ; hiozongozona mafy ny tany .
ISA 24:20     Alignment score: 0.291 → 0.302
The earth will stagger like a drunkard
, and it will sway back and forth like a hut . Its sin will be heavy on it and it will fall and never rise again .
Hivembena tahaka ny olona mamo ny tany ary hitsingevaeva tahaka ny trano bongo izany . Hivesatra amin'izany ny fahotany ary hianjera izany ka tsy hiarina intsony .
ISA 24:21     Alignment score: 0.199 → 0.199
On that day Yahweh will punish the host of the heaven in the heavens , and the kings of the earth on the earth .
Ary amin'izany andro izany dia hanasazy ny miaramilan'ilay avo any ambony , sy ireo mpanjakan
' ny tany ety an - tany i Yaveh .
ISA 24:22     Alignment score: 0.266 → 0.267
They will be gathered together , prisoners in a pit , and will be shut up in a prison ; and after many days they will be punished .
Hatambatra izy ireo , gadra ao an - davaka , ary hangina ao am - ponja ; ary afaka andro maromaro dia ho voasazy izy ireo .
ISA 24:23     Alignment score: 0.508 → 0.509
Then the moon will be ashamed , and the sun disgraced , for Yahweh of hosts will reign on Mount Zion and in Jerusalem , and before his elders in glory .
Ary dia ho menatra ny volana , ary ho afa - baraka ny masoandro , satria hanjaka amim - boninahitra
ao an - tendrombohitr'i Ziona sy ao Jerosalema , ary manoloana ireo zokiolony i Yaveh tompon ' ny maro .
ISA 24     Average alignment score: 0.314 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66