Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 57:1     Alignment score: 0.283
The righteous perish , but no one considers it , and the people of covenant faithfulness are gathered away , but no one understands
that the righteous is gathered away from the evil .
Maty ny marina , nefa tsy misy mihevitra izany , ary nangonina ny olon ' ny fanekena mahatoky , nefa tsy misy olona mahatakatra fa angonina avy amin ' ny ratsy ny marina .


ISA 57:2     Alignment score: 0.313 → 0.312
He enters into peace ; they rest in their beds , those
who walk in their uprightness .
Miditra ao amin ' ny fiadanana izy ; miala sasatra eo am - pandriany izy ireo , dia ireo izay mandeha amin ' ny fahitsiany .
ISA 57:3     Alignment score: 0.319
But come here , you sons of the sorceress , children of the adulterer
and the woman who has prostituted herself .
Fa manatona eto , ianareo zanaky ny mpanandro , zanaky ny mpijangajanga ary ny vehivavy izay efa nivarotra ny tenany .
ISA 57:4     Alignment score: 0.13 → 0.15
Whom are you merrily mocking ? Against whom are you opening the mouth and sticking out the tongue ? Are you not children of rebellion , children of deceit ?
Iza no maneso
amin - kafaliana anareo ? Amin'iza no anokafanareo vava sy hitranganareo lela ? Moa ve tsy zanaka mpikomy , zanaka mpamitaka ianareo ?
ISA 57:5     Alignment score: 0.304 → 0.315
You heat yourselves up sleeping together under the oaks , under every green tree , you who kill your children in the dry riverbeds , under the rocky
overhangs .
Manafana ny tenanareo amin ' ny fiarahana matory eo ambanin ' ny hazo terebinta , ambanin ' ny ahi - maitso rehetra ianareo . Ianareo izay mamono ny zanakareo eo amin ' ny renirano maina , eo ambanin ' ny tsefatsefakin ' ny vato .
ISA 57:6     Alignment score: 0.248 → 0.298
Among the smooth things of the river valley are the things that have been assigned to you . They are the object of your devotion . You pour out your drink
offering to them and raise up a grain offering . Concerning these things should I repent ?
Amin'ireo kilonjy malaman ' ny reniran - dohasaha ireo zavatra izay notendreko ho anareo . Ireo no anton ' ny fanoloran - tenanareo . Ianareo dia mandraraka ny fanatitrareo sotrona ho azy ireo sy manandratra ny fanatitra vary . Amin'ireo zavatra ireo ve no tokony hifaliako ?
ISA 57:7     Alignment score: 0.401
You prepared your bed on a high mountain
; you also went up there to offer sacrifices .
Nanomana ny fandrianareo tany an - tendrombohitra avo ianareo ; niakatra tany koa ianareo mba hanolotra ireo sorona .
ISA 57:8     Alignment score: 0.26 → 0.274
Behind the door and the doorposts you set up your symbols ; you deserted me , made yourselves naked , and went up ; you made your bed wide . You made a covenant with them ; you loved their beds ; you saw their private parts .
Tao ivohon
' ny varavarana sy ny tolam - baravarana no nametrahanareo ireo famantaranareo . Ianareo dia nitsoaka nandao Ahy , nampitanjaka ny tenanareo , ary niakatra ; nampihanjaka ny fandrianareo . Nanao fanekena tamin'izy ireo ianareo ; nitia ny fandrian'izy ireo ianareo ; nahita ny faritra saro - padiny ianareo .
ISA 57:9     Alignment score: 0.307 → 0.294
You went to Molech with oil and increased your perfumes . You send
your ambassadors far away ; you went down to Sheol .
Nankany amin'i Moleka niaraka tamin ' ny diloilo ianareo ; nampitombo ny zava - manitra ianareo . Nandefa ireo irakareo lavitra ianareo ; nidina tany amin ' ny Fiainan - tsy hita ianareo .
ISA 57:10     Alignment score: 0.289 → 0.291
You were tired from your long journey , but you never said , " It is hopeless . " You found life in your hand ; therefore you did not weaken .
Reraky ny dianareo lavitra ianareo , nefa tsy niteny mihintsy ianareo hoe : " Tsy misy fanantenana izany . " Nahita fiainana teo an - tananareo ianareo ; noho izany dia tsy nihaosa ianareo .
ISA 57:11     Alignment score: 0.214 → 0.239
" Whom are you worried about ? Whom do you fear ? Is that the reason that you have acted deceitfully , so that you do not remember me or think about me ? Is it because I was silent for so long that you are no longer afraid of me ? "
" Iza no ahianareo ? Iza no atahoranareo mafy ka nahatonga anareo hamitaka , ka tsy nahatsiaro na niheritreritra Ahy ianareo ? Satria nangiana hatry ny ela Aho ary tsy matahotra Ahy intsony ianareo .
ISA 57:12     Alignment score: 0.255
I will proclaim all your righteous acts and tell all that you have done , but they will not help you .
Hanambara ireo asa marinareo sy hilaza izay efa nataonareo rehetra Aho , fa tsy hanampy anareo ireny .
ISA 57:13     Alignment score: 0.379
When you cry out , let your collection
of idols rescue you . The wind will carry them all away , a breath will carry them all away . But he who takes refuge in me will inherit the land and will possess my holy mountain . p
Rehefa mitaraina ianareo , aoka hamonjy anareo ireo karazan - tsampinareo . Raha tokony ny rivotra no hitondra azy rehetra ireo , dia ny fofon'aina no hitondra azy rehetra . Fa izay mialoka Amiko dia handova ny tany sy haka ho fananana ny tendrombohitro masina .
ISA 57:14     Alignment score: 0.249
He will say , ' Build , build ! Clear a way ! Remove all the stumbling blocks from the path of my people ! ' "
Hiteny izy hoe : ' Amboary , amboary ! Savao ny lalana ! Esory eo amin ' ny lalan
' ny vahoakako ny zavatra manafintohina rehetra ! ' "
ISA 57:15     Alignment score: 0.299 → 0.337
For this is what the high and elevated One says , who lives eternally , whose name is holy , " I live in the exalted and holy place , with him also that is of a crushed and humble spirit , to revive the spirit of the humble ones , and to revive the heart of the contrite ones .
Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo , izay velona mandrakizay , masina ny Anarany : " Izaho dia mipetraka amin ' ny toerana avo sy masina , miaraka aminy koa ny fanahy torotoro sy manetry tena , mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manetry tena , ary mba hamelomana indray ny fon'ireo
izay manenina .
ISA 57:16     Alignment score: 0.404 → 0.404
For I will not accuse forever , nor will I be angry forever , for then man 's spirit would faint before me , the lives that I have made .
Fa tsy hiampanga mandrakizay , na ho tezitra mandrakizay Aho , fa ny fanahin ' ny olona dia reraka teo anatrehako , dia ireo aina izay nataoko .
ISA 57:17     Alignment score: 0.345
Because of the sin of his violent gain , I was angry , and I punished him ; I hid my face and was angry , but he went backward
in the way of his heart .
Nohon ' ny fahotan ' ny tombony tsy ara - drariny , dia tezitra Aho , ary nanafay azy ; nanafina ny tavako Aho ary tezitra , nefa nandeha tamin ' ny lalan ' ny fony izy .
ISA 57:18     Alignment score: 0.392
I have seen his ways , but I will heal him . I will lead him and comfort and console those
who mourn for him ,
Efa nahita ny lalany Aho , nefa ho sitraniko izy . Hitarika azy Aho ary hampahery sy hampionona ireo izay misaona ho azy ,
ISA 57:19     Alignment score: 0.31 → 0.334
and I create the fruit of the lips . Peace , peace , to those who are far off and to those who are near says Yahweh I will heal them .
ary foroniko ny vokatr'ireo molony . Fiadanana , fiadanana , ho an'ireo izay any lavitra sy ho an'ireo izay akaiky_hoy i Yaveh_hositraniko izy ireo .
ISA 57:20     Alignment score: 0.314 → 0.337
But the wicked are like the tossing sea , which can not rest , and its waters churn up mire
and mud .
Kanefa ireo ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misambaravoara , izay tsy afaka mijanona , ary ny ranon'izany dia fotaka misambaravoara .
ISA 57:21     Alignment score: 0.302 → 0.302
There is no peace for the wicked one says God . "
Tsy misy fiadanana ho an'izay
ratsy fanahy_hoy Andriamanitra . "
ISA 57     Average alignment score: 0.309 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66