Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 66:1     Alignment score: 0.377 → 0.387
This is what Yahweh says , " Heaven is my throne , and the earth is my footstool . Where then is the house you will build
for me ? Where is the place where I may rest ?
Izao no lazain'i Yaveh hoe : " Ny lanitra no seza fiandrianako , ary ny tany no fitoeran - tongotro , aiza ary ny trano izay haorinao ho Ahy ? Aiza ny toerana izay ahafahako miala sasatra ?


ISA 66:2     Alignment score: 0.307 → 0.315
My hand has made all these
things ; that is how these things came to be this is Yahweh 's declaration . This is the man of whom I approve , the broken and contrite in spirit , and who trembles at my word .
Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo ; izany no nahatonga ireny zavatra ireny hisy_izany no fanambaran'i Yaveh . Izao no olona izay ekeko , izay torotoro sy manenina am - panahy , ary izay mangovitra amin ' ny teniko .
ISA 66:3     Alignment score: 0.271 → 0.283
He who slaughters an ox also murders a man ; he who sacrifices
a lamb also breaks a dog 's neck ; he who offers a grain offering offers swine 's blood ; he who offers a memorial of incense also blesses wickedness . They have chosen their own ways , and they take pleasure in their abominations .
Izay mamono omby dia mamono olona ihany koa ; izay manao sorona ny zanak'ondry dia manapaka ny vozon'alika ; izay manolotra fanatitra hoanina dia manolotra ràn - kisoa ; izay manolotra ditin - kazo manitra ho fahatsiarovana dia misaotra ny faharatsiana . Nisafidy ireo lalany izy ireo , ary naka fahafinaretana tamin'ireo fahavetavetany .
ISA 66:4     Alignment score: 0.387
In the same way I will choose their own punishment ; I will bring on them what they fear , because when I called , no one answered ; when I spoke , no one listened . They did what was evil in my sight , and chose to do what displeases me . "
Tahaka izany koa no hisafidianako ny famaizana azy ireo ihany ; hoentiko eo amin'izy ireo izay hatahorany , satria rehefa niantso Aho , dia tsy nisy namaly ; rehefa niteny Aho , dia tsy nisy na iray aza ka nihaino . Nanao izay ratsy teo imasoko izy ireo , ary nisafidy ny hanao izay zavatra nampahatezitra Ahy . "
ISA 66:5     Alignment score: 0.316 → 0.319
Hear the word of Yahweh , you who tremble at his word , " Your brothers who hate and exclude you for my name 's sake have said , ' May Yahweh be glorified , then we will see your joy , ' but they will be put to shame .
Mihainoa ny tenin'i Yaveh , ianao izay mangovitra amin ' ny teniny
hoe : " Ireo rahalahinao izay mankahala sy manilika anao nohon ' ny anarako niteny hoe : ' Aoka homem - boninahitra i Yaveh , dia ahita ny hafalianao Izy , ' fa ho menatra izy ireo .
ISA 66:6     Alignment score: 0.35 → 0.363
A sound of battle tumult comes from the city , a sound from the temple , the sound of Yahweh giving recompense to his enemies .
Ny feon ' ny ady mitabataba dia avy any amin ' ny tanàna , feo avy ao amin ' ny tempoly , ny feon'i
Yaveh mamaly ireo fahavalony .
ISA 66:7     Alignment score: 0.129 → 0.148
Before she goes into labor , she gives birth ; before pain is upon her , she gave birth to a son .
Fony mbola mietsi - jaza izy , dia teraka ; mialoahan ' ny fanaintainana ho eo aminy , dia niteraka zazalahy izy .
ISA 66:8     Alignment score: 0.303 → 0.31
Who has heard of such a thing ? Who has seen such things ? Will a land be born in one day ? Can a nation be established in one moment ? Yet as soon as Zion goes into labor , she gives birth to her children .
Iza no naheno zavatra toy izany ? Iza no efa nahita zavatra toy izany ? Moa ve ho teraka anaty andro iray ny tany ? Afaka hiorina anatin
' ny fotoana iray ny firenena ? Fony mbola tsy nihetsi - jaza i Ziona , dia efa niteraka ireo zanany .
ISA 66:9     Alignment score: 0.26 → 0.274
Do I bring a baby to the birth opening and not permit the child to be born ? asks Yahweh . Or do I bring a child to moment of delivery and then hold
it back ? asks your God . "
Moa ve mitondra zaza amin ' ny fahavononan ' ny fahaterahana Aho ka tsy mamela ny zaza ho teraka ? _ nanontany Yaveh . Na nitondra zaza amin ' ny fotoanan ' ny fiterahana ka hamerina izany ? _ manontany Andriamanitrao . "
ISA 66:10     Alignment score: 0.352
Rejoice with Jerusalem and be glad for her , all you who love her ; rejoice with her , all you who mourned over her !
Mifalia
miaraka amin'i Jerosalema ary mifalia ho azy , ianareo rehetra izay tia azy ; mifalia miaraka aminy , ianareo rehetra izay malahelo azy !
ISA 66:11     Alignment score: 0.368
For you will nurse and be satisfied ; with her breasts you will be comforted ; for you will drink them to the full
and be delighted with the abundance of her glory .
Fa hitaiza ianao ary ho afapo ; hampiononina eo amin'ireo nonony ianao ; fa hisotro izany amin ' ny hafenoana sy fahafinaretanan ' ny voninahiny be ianao .
ISA 66:12     Alignment score: 0.351 → 0.367
This is what Yahweh says , " I am about to spread prosperity over her like a river , and the riches of the nations like an overflowing stream . You will nurse at her side , be carried in her arms , and be dandled on her knees .
Izao no lazain'i Yaveh : " Handeha hampiely fanambinana manerana azy tahaka ny renirano Aho , ary ny haren
' ny firenena ho tahaka ny loharano mitondraka . Hinono amin ' ny ilany ianao , ho eo an - tsandriny , ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny .
ISA 66:13     Alignment score: 0.221 → 0.222
As a mother comforts her child , so I will comfort you , and you will be comforted in Jerusalem . "
Tahaka ny ankaherezan ' ny reny ny zanany , noho hankaherezako anao , ary hankaherezina ianao ao Jerosalema . "
ISA 66:14     Alignment score: 0.358 → 0.39
You will see this , and your heart will rejoice , and your bones will sprout like the tender grass . The hand of Yahweh will be made known to his servants , but he will show his anger against his enemies .
Hahita izany ianao , dia hifaly ny fonao
, ary ny taolanao hitsimoka tahaka ny ahi - maitso . Hampahafantarin'i Yaveh ireo mpanompony ny tanany . Fa hampiseho ny hatezerany hanohitra ireo fahavalony Izy .
ISA 66:15     Alignment score: 0.399 → 0.401
For look , Yahweh is coming with fire , and his chariots are coming like the windstorm to bring the heat of his anger and his rebuke with flames of fire .
Fa indro , tonga miaraka amin ' ny afo , ary tonga tahaka ny tafio - drivotra ireo kalesiny mba hitondra ny hafanan
' ny fahatezerany sy ny fitenenany mafy miaraka amin'ireo lelan'afo .
ISA 66:16     Alignment score: 0.4 → 0.432
For Yahweh executes judgment on mankind by fire and with his sword . Those killed by Yahweh will be many .
Fa hanao ny fitsarana amin ' ny olombelona amin ' ny alalan ' ny afo sy ny sabany Izy . Ho maro ireo izay hovoavonon'i Yaveh .
ISA 66:17     Alignment score: 0.306 → 0.31
They consecrate themselves and make themselves pure , so they may enter the gardens , following the one in the middle of those who eat the flesh of pig and abominable things like mice . " They will come
to an end this is Yahweh 's declaration .
Manamasina ny tenany sy manadio ny tenany izy ireo , ka afaka miditra ao an - tsaha , manaraka ny iray izay eo afovoany mihinana nofon - kisoa sy ireo zavatra vetaveta tahaka ny voalavo . " Ho avy amin ' ny fiafarana izy ireo_izany no fanambaran'i Yaveh . "
ISA 66:18     Alignment score: 0.45
For I know their deeds and their thoughts . The time is coming when I will gather all nations and languages
. They will come and will see my glory .
Fa fantatro ireo asany sy ireo eritreriny . Ho avy ny fotoana rehefa hanangona ireo firenena sy ireo fiteny rehetra Aho . Ho avy izy ireo ary hahita ny voninahitro .
ISA 66:19     Alignment score: 0.309 → 0.35
I will set a sign among them . Then I will send survivors from them to the nations : To Tarshish , the Libyans and Lydians , who draw the bow , to Tubal , Greece , and to the distant coastlands that have not heard reports about me nor seen my glory . They will proclaim my glory among the nations .
Hametraka famantarana mahery eo amin'izy ireo Aho . Avy eo dia handefa ireo sisa tsy maty avy amin'izy ireo any amin'ireo firenena Aho : Any Tarsisy , Pola , ary Lydia , mpandefa zana - tsipìka izay manenjana ireo tsipìkany
, Amin'i Tobala , Javana , ary ireo amoron - tsiraka alavitra izay tsy nahenoan'izy ireo Ahy na nahitany ny voninahitro . Hanambara ny voninahitro manerana ny firenena izy ireo .
ISA 66:20     Alignment score: 0.401 → 0.412
They will bring back all your brothers out of all the nations , as an offering to Yahweh . They will come
on horses , and in chariots , in wagons , on mules , and on camels , to my holy mountain Jerusalem says Yahweh . For the people of Israel will bring a grain offering in a clean vessel into the house of Yahweh .
Hampiverina ireo rahalainao rehetra hivoaka ireo firenena rehetra izy ireo , tahaka ny fanatitra ho an'i Yaveh . Ho avy amin ' ny soavaly , sy anatin'ireo kalesy , anatin'ireo filanjana , ambonin'ireo ampondra , ary ambonin'ireo rameva , ho any amin'i Jerosalema tendrombohitro masina_hoy Yaveh . Fa ny vahoakan'i Israely dia hitondra fanatitra vary anaty lovia madio ho ao an - tranon'i Yaveh .
ISA 66:21     Alignment score: 0.293 → 0.327
Some of these
I will even choose as priests and Levites says Yahweh .
Na ny sasany amin ' izyireo aza dia hofidiko ho mpisorona sy Levita_hoy Yaveh .
ISA 66:22     Alignment score: 0.322 → 0.346
For just as the new heavens and the new earth that I will make will remain before me this is Yahweh 's declaration so your descendants will remain , and your name will remain .
Fa tahaka ireo lanitra vaovao sy tany vaovao izay hataoko dia hitoetra eo anatrehako_izao no fanambaran'i Yaveh_ka hitoetra ireo taranakao
, ary hitoetra ny anaranao .
ISA 66:23     Alignment score: 0.418 → 0.421
From one month to the next , and from one Sabbath to the next , all people will come
to bow down to me says Yahweh .
Fa amin ' ny volana iray ka hatramin ' ny manaraka , ary ny Sabata iray ka hatramin ' ny manaraka , ho avy hiankohoka Amiko ireo olona rehetra_hoy Yaveh .
ISA 66:24     Alignment score: 0.409 → 0.411
They will go out and see the dead bodies of the men who have rebelled against me , for the worms that eat them will not die , and the fire that consumes them will not be quenched ; and it will be an abhorrence to all flesh . "
Hivoaka izy ireo ary hahita ireo fatin'olona izay nikomy hanohitra Ahy , fa ny kankana izay mihinana azy ireo dia tsy ho faty , ary ny afo izay handevina azy ireo dia tsy ho voavono ; ary ho rikoriko ho an ' ny nofo rehetra izany . "
ISA 66     Average alignment score: 0.348 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66