Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 17:2     Alignment score: 0.307 → 0.308
The cities of Aroer will be abandoned . They will be places for flocks to lie down , and no one will frighten them .
Hafoy ireo tanànan'i Aroera . Ho toerana handrian ' ny biby fiompy ireny , ary tsy hisy hampitahotra azy ireo .


ISA 17:3     Alignment score: 0.495 → 0.496
Fortified cities will disappear from Ephraim , the kingdom from Damascus , and the remnant of Aram they will be like the glory of the people of Israel this is the declaration of Yahweh of hosts .
Hanjavona tsy ho ao Efraima , ilay fanjakana avy any Damaskosy , ary ilay sisa tavelan'i Arama ireo tanàna voaaro ho tahaka ny voninahitry
ny vahoakan'Israely ireo izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro .
ISA 17:4     Alignment score: 0.311 → 0.319
It will come
about on that day that the glory of Jacob will become thin , and the fatness of his flesh will become lean .
Ary amin'izany andro izany dia ho bitika ny voninahitr'i Jakoba , ary hanjary hahia ny fahatavezan ' ny nofony .
ISA 17:5     Alignment score: 0.221 → 0.234
It will be as when a harvester gathers the standing grain , and his arm reaps the heads of grain . It will be as when one gleans heads of grain in the Valley of Rephaim .
Ho takaka ny amin ' ny fanangonan
' ny mpinjinja ny vary an - tahony izany , ary ny sandriny mijinja ny salohim - bary . Ho tahaka ny amin ' ny fanotazan ' ny olona iray ny salohim - bary eny amin ' ny Lohasahan ' ny Refaima izany .
ISA 17:6     Alignment score: 0.372 → 0.395
Gleanings will be left , however , as when the olive tree is shaken : two or three olives in the top of the uppermost bough , four or five in the highest branches of a fruitful tree this is the declaration of Yahweh , the God of Israel .
Hisy sisa voaagona ho tavela , kanefa , ho tahaka ny amin ' ny fihozongozonan ' ny hazon'oliva : misy oliva roa na telo eo amin ' ny rantsany
ambony indrindra , efatra na dimy eo amin ' ny sampany avo indrindra amin ' ny hazo mamoa izany no fanambaran'i Yaveh , Andriamanitr'Israely .
ISA 17:7     Alignment score: 0.288 → 0.309
On that day men will look toward their Maker , and their eyes will look to the Holy One of Israel .
Amin'izany andro izany dia hitodika amin ' ny Mpahary azy ny olona , ary ny masony hijery ny Iray Masin'Israely .
ISA 17:8     Alignment score: 0.366
They will not look to the altars , the work of their hands , nor will they look to what their fingers have made , the Asherah poles or the sun images .
Tsy hijery ny alitara izy ireo , izay asan ' ny tanan'izy ireo , na hijery izay nataon
' ny ratsan - tanany , dia ny baon'Aseraha na ireo sary masoandro .
ISA 17:9     Alignment score: 0.242 → 0.26
On that day their strong cities will be like the abandoned wooded slopes on the hill summits , which were abandoned because of the people of Israel , and they will become a desolation .
Amin'izany andro izany dia ho tahaka ny bao hazo nafoy eny amin ' ny tendron ' ny havoana ny tanàna mafy orin'izy ireo , izay nafoy noho ireo vahoakan'Israely ary hanjary ho lao izany .
ISA 17:10     Alignment score: 0.287
For you have forgotten the God of your salvation , and have ignored the rock of your refuge . So you plant pleasant plants , and set out vine branches received from a stranger .
Fa nanadino ny Andriamanitry ny famonjenareo ianareo , ary nodianareo fanina ny vatolampin ' ny herinareo . Koa mamboly zava - maniry mahafinaritra ianareo , ary mametraka tahom - boaloboka voaray avy tamin ' ny vahiny ,
ISA 17:11     Alignment score: 0.202 → 0.229
But though on the day you plant them you hedge them in , and though in the morning your seed grows , the harvest will fail on a day of grief and of desperate sorrow .
amin ' ny andro hambolenareo , sy hamefenareo , sy hampanirianareo . Tsy ho ela dia haniry ny voanareo , saingy tsy hahavanona ny vokatrareo amin ' ny andro fahoriana sy alahelo mafy .
ISA 17:12     Alignment score: 0.388
Woe ! The uproar of many peoples , who roar like the roaring of the seas , and the rushing of nations , who rush like the rushing of mighty waters !
Loza ! Ny fikomian ' ny olona maro , izany mierona tahaka ny fieron
' ny ranomasina , ary ny fisafoaky ny firenena , izay mifaoka tahaka ny fipaokan ' ny rano mahery !
ISA 17:13     Alignment score: 0.354 → 0.362
The nations will roar like the rushing of many waters , but he will rebuke them and they will flee far away , they will be chased before the wind like chaff on the mountains
, and like weeds whirling before a storm .
Hierona tahaka ny fipaokan ' ny rano maro ireo firenena , saingy hibedy azy ireo mafy Andriamanitra . Handositra lavitra izy ireo ary hazaina tahaka ny ahi - dratsy tsofin ' ny rivotra eny amin ' ny tendrombohitra , ary tahaka ny ahi - drasty ahodikodin ' ny tafiotra .
ISA 17:14     Alignment score: 0.349
In the evening , see , terror ! Before the morning they will be gone ! This is the portion of those who loot us , the lot of those
who rob us .
Amin ' ny hariva , indro , ny horohoro ! Mialohan ' ny maraina dia ho dify ireo ! Izany no anjaran'ireo izay mambabo antsika , ny amboaran'ireo izay mandroba antsika .
ISA 17     Average alignment score: 0.336 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66