Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 46:1     Alignment score: 0.306 → 0.317
Bel bows down , Nebo stoops low . Their idols weigh down the animals who carry them , and you load your cattle with heavy burdens for weary animals .
Miankohoka i Bela , mitanondrika i Nebo ; ireo sampin'izy ireo dia entin ' ny biby fiompy sy biby folahina . Ireo sampy izay entinareo ireo dia enta - mavesatra ho an ' ny biby reraka .


ISA 46:2     Alignment score: 0.176 → 0.181
Together they bend low , kneel down ; they can not rescue the images , and they themselves have gone off into captivity .
Miara - miondrika izy ireo , miara - mandohalika ; ka tsy mahavonjy ny entany
, ary izy ireo dia efa lasan - ko babo .
ISA 46:3     Alignment score: 0.314 → 0.345
Listen to me , house of Jacob , all the remnant of the house of Israel , who have been carried by me from before your birth , carried from the womb .
Henoy aho , ry taranak'i Jakoba , ry taranak'Israely sisa rehetra , izay efa nentiko mialohan ' ny fahaterahanareo , efa nobabeko hatrany am - bohoka .
ISA 46:4     Alignment score: 0.213 → 0.213
Even to your old age I am he , and until your hair is gray I will carry you . I made you and I will bear you ; I will carry you and I will rescue you .
Eny na dia amin ' ny taom - pahanteranareo aza , dia tsy miova Aho , ary mandra - paha fotsy ny volonareo dia hitondra anareo Aho . Nahary anareo Aho ka hitrotro anareo ; hitondra anareo Aho ary hanavotra anareo .
ISA 46:5     Alignment score: 0.259
To whom will you compare me ? Who do you think I resemble , so that we may be compared ?
Amin'iza
no hampitahainareo Ahy ? Iza no heverinareo fa mitovy amiko , ka azo ampitahaina izahay ?
ISA 46:6     Alignment score: 0.208 → 0.215
People pour out gold from the bag and weigh silver on the scale . They hire a metalsmith , and he makes it into a god ; they bow down and worship it .
Nandraraka volamena avy ao anaty kitapo ny vahoaka ary nandanja izany teo amin ' ny mizana . Manakarama mpanefy vy izy ireo , ary manamboatra izany ho andriamaniatra izy , miankohoka sy manompo izany izy ireo .
ISA 46:7     Alignment score: 0.223 → 0.228
They lift it on their shoulder and carry it ; they set it in its place , and it stands in its place and does not move from it . They cry out to it , but it can not answer nor save anyone from his trouble .
Mampiakatra izany eo an - tsorony izy ireo ka mitondra izany , mametraka izany eo amin ' ny toerany
izy ireo , mijoro eo amin ' ny toerany izany ary tsy mihetsika eo . Mitaraina amin'izany izy ireo , kanefa tsy afaka mamaly na mamonjy na iza na iza amin ' ny lozany izany .
ISA 46:8     Alignment score: 0.238 → 0.245
Think about these
things ; never ignore them , you rebels !
Hevero ny momba ireo zavatra ireo ; aza tsinontsinoavina ireo , ry mpikomy !
ISA 46:9     Alignment score: 0.224 → 0.228
Think about the earlier things , those
of times past , for I am God , and there is no other , I am God , and there is no one like me .
Hevero ny momba ireo zavatra vao tsy ela , ireo tamin ' ny fotoan - dasa , fa Izaho no Andriamanitra , ary tsy misy hafa , Izaho no Andriamanitra , ary tsy misy na iza na iza mitovy amiko .
ISA 46:10     Alignment score: 0.215 → 0.222
I announce the end from the beginning , and beforehand what has not yet happened ; I say , " My plan will happen , and I will do as I desire . "
Ambarako any am - piandohana ny fiafarana , ary mialohan'izay mbola tsy niseho ; Izaho manao hoe : " Ho tanteraka ny fikasako , ary hanao araka izay faniriako Aho . "
ISA 46:11     Alignment score: 0.275
I call a bird of prey from the east , the man of my choice from a distant land ; yes , I have spoken ; I will also accomplish it ; I have purposed , I will also do it .
Antsoiko avy any atsinana ny vorona mpiremby , ary ny olona voafidiko avy any amin ' ny tany lavitra ; eny , efa nolazaiko ; ka ho tanterahiko ; efa natolotro
, ka hataoko ihany koa izany .
ISA 46:12     Alignment score: 0.289
Listen to me , you stubborn people , who are far from doing what is right .
Mihainoa Ahy , ianareo ry vahoaka mafy hatoka , izay lavitry ny fanaovana ny mahitsy .
ISA 46:13     Alignment score: 0.39 → 0.39
I am bringing my righteousness near ; it is not far away , and my salvation does not wait ; and I will give salvation to Zion and my beauty to Israel .
Mampanakaiky ny fahamarinako Aho ; tsy lavitra izany , ary tsy miandry ny famonjeko ; ary hanome ny famonjena ho an'i Ziona sy ny hatsarako ho an'i Israely Aho .
ISA 46     Average alignment score: 0.261 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66