Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 18:1     Alignment score: 0.267
Woe to the land of the rustling of wings , which is along the rivers of Cush ;
Loza ho an ' ny tanin ' ny fibitsibitsihin'ireo elatra , izay miaraka amin'ireo onin
' ny Etopia ;


ISA 18:2     Alignment score: 0.349 → 0.364
who send
ambassadors by the sea , in vessels of papyrus on the waters . Go , you swift messengers , to a nation tall and smooth , to a people feared far and near , a nation strong and treading down , whose land the rivers divide .
izay nandefa masoivoho amin ' ny ranomasina , ao anaty fanaka taratasy papirosy eny amin ' ny rano . Mandehana , ianareo ry iraka haingam - pandeha , any amin ' ny firenena lava sy malama , any amin ' ny olona matahotra lavitra sy akaiky , firenena matanjaka sy manosihosy , izay nozarai ' ny ony ny taniny .
ISA 18:3     Alignment score: 0.345
All you inhabitants of the world and you who live on the earth , when a signal flag is lifted up on the mountains
, look ; and when the ram 's horn is blown , listen .
Ianareo mponina rehetra eto amin'izao tontolo izao sy ianareo izay monina eto an - tany , rehefa niainga eo an - tampon - tendrombohitra ny fanairana , mijere , ary rehefa tsofina ny trompetra , mihainoa .
ISA 18:4     Alignment score: 0.299 → 0.307
This is what Yahweh said to me , " I will quietly observe from my home , like the simmering heat in sunlight , like a cloud of mist in the heat of harvest .
Izao no nambaran'i
Yaveh tamiko , " Handinika moramora avy eny amin ' ny tranoko Aho , toy ny fipoakan ' ny hafanana eny amin ' ny masoandro , toy ny zavon ' ny rahona amin ' ny hafanan ' ny fijinjana .
ISA 18:5     Alignment score: 0.239 → 0.239
Before the harvest , when the blossoming is over , and the flower is ripening into a grape , he will cut off the sprigs with pruning hooks , and he will cut down and take away the spreading branches .
Mialohan ' ny fijinjana , rehefa tapitra mamelana ny , ary ny voninkazo dia mamoa ho voaloboka , handrantsana ireo voniny amin ' ny fanetezam - boaloboka izy , ary hokapainy sy ho entiny ireo rantsana
voaely .
ISA 18:6     Alignment score: 0.326 → 0.327
They will be left together for the birds of the mountains
and for the animals of the earth . The birds of prey will spend the summer on them , and all the animals of the earth will spend harvest time on them . "
Havela ho an ' ny voron ' ny tendrombohitra sy ireo biby eny ambonin ' ny tany koa izy ireo . Handany fahavaratra amin'izy ireo ny vorona , ary ireo biby manan'aina rehetra dia handany ririnina amin'izy ireo . "
ISA 18:7     Alignment score: 0.41 → 0.41
At that time tribute will be brought to Yahweh of hosts from a people tall and smooth , from a people feared far and near , nation strong and trampling down , whose land the rivers divide , to the place of the name of Yahweh of hosts , to Mount Zion .
Amin'izany fotoana izany dia hisy fanomezam - boninahitra
an'i Yaveh Tompon ' ny maro avy amin'ireo vahoaka lava sy malama , avy amin ' ny vahoaka natahotra alavitra sy akaiky , firenena matanjaka sy voahitsaka , ireo izay nosarahan ' ny ony ny taniny , ao amin ' ny toeran ' ny anaran'i Yaveh Tompon ' ny maro , hatrany amin ' ny tendrombohitra Ziona .
ISA 18     Average alignment score: 0.336 for 7 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66