Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 43:1     Alignment score: 0.443
But now this is what Yahweh says , he who created you , Jacob , and he who formed you , Israel : " Do not be afraid , for I have redeemed you ; I have called you by your name , you are mine .
Fa ankehitriny dia izao no lazain'i Yaveh , Izy izay namorona anao , ry Jakoba , ary Izy izay nanamboatra anao , ry Israely : " Aza matahotra , fa efa nanavotra anao Aho ; efa niantso anao tamin ' ny anaranao
Aho , Ahy ianao . "


ISA 43:2     Alignment score: 0.371 → 0.375
When you pass through the waters , I will be with you ; and through the rivers , they will not overwhelm you . When you walk through the fire you will not be burned , and the flames will not destroy you .
Raha mandeha mamakivaky ny rano ianareo , dia ho eo aminareo Aho ; ary amin'ireo renirano , dia tsy hanafotra anareo ireny . Rehefa mandeha mamakivaky ny afo ianareo dia tsy ho may , ary tsy handrava anareo ny lelafo .
ISA 43:3     Alignment score: 0.49 → 0.513
For I am Yahweh your God , the Holy One of Israel , your Savior . I have given Egypt as your ransom , Cush and Seba
in exchange for you .
Fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , ilay Iray Masin'Israely , Mpamonjinareo . Nomeko ho toy ny vidim - panavotanareo i Egypta , i Etiopia sy i Seba ho takalonareo .
ISA 43:4     Alignment score: 0.352
Since you are precious and special in my sight , I love you ; therefore I will give people in exchange for you , and other peoples in exchange for your life .
Fa sarobidy sy miavaka eo imasoko ianareo , tiako ianareo ; noho izany dia hanome olona ho takalonareo Aho , ary vahoaka hafa ho takalon ' ny ainareo .
ISA 43:5     Alignment score: 0.417
Do not be afraid , for I am with you ; I will bring your offspring from the east , and gather you from the west .
Aza matahotra , fa momba anareo Aho ; hitondra ny taranakareo avy any atsinanana Aho , ary hanangona anareo avy any andrefana .
ISA 43:6     Alignment score: 0.315 → 0.323
I will say to the north , ' Hand them over ; ' and to the south , ' Do not hold any back ; ' Bring my sons from afar , and my daughters
from the remote regions of the earth ,
Hilaza amin ' ny avaratra Aho hoe : ' Afaho izy ireo ' , ary amin ' ny atsimo hoe : ' Aza misy tazonina ; ' Ento avy any lavitra ireo zanako lahy , ary ireo zanako vavy avy any amin'ireo faritany lavitry ny tany ,
ISA 43:7     Alignment score: 0.24
everyone who is called by my name , whom I have created for my glory , whom I have formed , yes , whom I have made .
ny tsirairay izay nantsoina tamin ' ny Anarako , izay nohariako ho an ' ny voninahitro
, izay namboariko , eny , izay nataoko .
ISA 43:8     Alignment score: 0.35 → 0.351
Bring out the people who are blind , even though they have eyes , and the deaf , even though they have ears .
Avoahy ireo olona izay jamba , na dia mana - maso aza izy ireo , sy ireo marenina , na dia manan
- tsofina aza izy ireo .
ISA 43:9     Alignment score: 0.284 → 0.294
All the nations gather together , and the peoples assemble . Who among them could have declared this and announced to us earlier events ? Let them bring their witnesses so they can be justified ; let them listen and affirm , ' It is true . '
Miara - miangona ny firenena rehetra , ary mivory ny vahoaka . Iza amin'izy ireo no afaka nanambara izany sy nanambara taminay ireo tranga teo aloha ? Aoka izy ireo hitondra ny vavolombelony
mba hanaporofo marina azy ireo , aoka izy ireo hihaino sy hanamafy hoe : ' Marina izany . '
ISA 43:10     Alignment score: 0.311
You are my witnesses
this is Yahweh 's declaration and my servant whom I have chosen , so that you may know and believe in me , and understand that I am he . Before me there was no god formed , and there will be none after me .
Manambara i Yaveh hoe : " Ianareo no vavolombeloko , ary mpanompoko izay nofidiako , ka tokony hahafantatra sy hino Ahy ianareo , ary hahatakatra fa Izaho no Izy . Tsy nisy andriamanitra voaforona talohako , ary tsy hisy ao aoriako .
ISA 43:11     Alignment score: 0.479
I , I am Yahweh , and there is no savior but me .
Izaho , Izaho no Yaveh , ary tsy misy Mpamonjy ankoatra Ahy .
ISA 43:12     Alignment score: 0.228
I have declared , saved , and proclaimed , and there is no other god among you . You are my witnesses
this is Yahweh 's declaration I am God .
Efa nanambara Aho , namonjy , ary nanambara am - pahibemaso , ary tsy misy andriamani - kafa eo aminareo . Ianareo no vavolombeloko , " hoy i Yaveh , " Izaho no Andriamanitra .
ISA 43:13     Alignment score: 0.261 → 0.262
From this day on I am he , and no one can rescue anyone from my hand . I act , and who can turn it back ? "
Hatramin'io andro io dia Izaho no Izy , ary tsy misy afaka manavotra an'iza
na iza eo tanako . Miasa Aho , ary iza no afaka hamadika izany ? "
ISA 43:14     Alignment score: 0.388 → 0.386
This is what Yahweh says , your Redeemer , the Holy One of Israel : " For your sake I send
to Babylon and lead them all down as fugitives , turning the Chaldeans ' expressions of joy into songs of lamentation .
Izao no lazain'i Yaveh , Mpanavotra anareo , ilay Iray Masin'Israely : " Fa noho ny aminareo no handefasako any Babylona sy hitarihako azy ireo rehetra hidina toy ny mpandositra , hamadihana ny fanehoan'ireo Babyloniana hafaliana ho hiram - pitomaniana .
ISA 43:15     Alignment score: 0.348 → 0.406
I am Yahweh , your Holy One , the Creator of Israel , your King . "
Izaho no Yaveh , ilay Iray Masinareo , Mpamorona an'Israely , Mpanjakanareo . "
ISA 43:16     Alignment score: 0.543
This is what Yahweh says ( who opened a way through the sea and a path in the mighty waters ,
Izao no lazain'i Yaveh ( izay nanokatra lalana namakivaky ny ranomasina sy lalana
teo amin ' ny rano mahery ,
ISA 43:17     Alignment score: 0.334 → 0.335
who led out the chariot and the horse , the army and the mighty man . They fell
down together ; they will never rise again ; they are extinguished , quenched like a burning wick . )
izay namoaka ny kalesy sy ny soavaly , ny tafika sy ny miaramila mahery . Niara - lavo izy ireo ; tsy hitsangana intsony izy ireo ; maty izy ireo , mitsilopilopy tahaka ny lahin - jiro . )
ISA 43:18     Alignment score: 0.284
" Do not think about these former things , nor consider the things of long ago .
" Aza mieritreritra momba ireny zavatra taloha ireny , na mahatsiaro ireo zavatra taloha efa ela .
ISA 43:19     Alignment score: 0.267
Look , I am about to do a new thing ; now it begins to happen ; do you not know it ? I will make a road in the desert and streams of water in the wilderness .
Indro , Izaho efa manao zava - baovao ; efa hanomboka mitranga izany ankehitriny ; tsy mahalala izany ve ianareo ? Hanao lalana any an - tany
efitra sy rian - drano any an - tany karakaina Aho .
ISA 43:20     Alignment score: 0.4 → 0.401
The wild animals of the field will honor me , the jackals and the ostriches , because I give water in the wilderness , and rivers in the desert , for my chosen people to drink
,
Hanome voninahitra Ahy ny bibidia an - tsaha , ireo amboadia sy ireo ostritsa , satria manome rano any an - tany karakaina Aho , ary renirano any an - tany efitra , mba hosotroin ' ny vahoaka voafidiko ,
ISA 43:21     Alignment score: 0.166
this people whom I formed for myself , that they might recount my praises .
ireo vahoaka izay novolavolaiko ho Ahy ihany , fa mety hitantara ny fiderana Ahy izy ireo .
ISA 43:22     Alignment score: 0.418
But you have not called on me , Jacob ; you have become
tired of me , Israel .
Fa tsy niantso Ahy ianao , ry Jakoba ; reraka ny Amiko ianao , ry Israely .
ISA 43:23     Alignment score: 0.388 → 0.388
You have not brought me any of your sheep as burnt offerings
, or honored me with your sacrifices . I have not burdened you with grain offerings , nor wearied you with demands for incense .
Tsy mba nitondra tamin'ireo ondrinareo ho fanatitra dorana ho Ahy ianareo , na nanome voninahitra Ahy tamin'ireo soronareo . Tsy nanavesatra anareo tamin ' ny fanatitra vary Aho , na nanasatra anareo tamin ' ny fangatahana ditin - kazo manitra .
ISA 43:24     Alignment score: 0.288 → 0.302
You have bought me no sweet - smelling cane with money , neither have you poured out to me the fat of your sacrifices ; but you have burdened me with your sins , you have wearied me with your evil deeds .
Tsy nividy veromanitra ho Ahy tamin ' ny vola ianareo , na nandraraka Tamiko ny jaboran'ireo soronareo ; fa nanavesatra Ahy tamin ' ny fahotanareo ianareo ; nanasatra Ahy tamin'ireo asa ratsinareo .
ISA 43:25     Alignment score: 0.283 → 0.282
I , yes , I , am he who blots out your offenses for my own sake ; and I will not call to mind your sins any longer .
Izaho , eny , Izaho , no Ilay mamono ny fandikan - dalànareo noho ny Amiko ihany ; ary tsy hahatsiaro ireo fahotanareo intsony Aho .
ISA 43:26     Alignment score: 0.237
Remind me of what happened . Let us debate together ; present your cause
, that you may be proved to be in the right .
Ampahatsiahivo Ahy izay nitranga . Aoka isika hiara - hifandahatra ; asehoy ny hevitrareo , fa mety ho voaporofo ho tsy manan - tsiny ianareo .
ISA 43:27     Alignment score: 0.357
Your first father sinned , and your teachers have transgressed against me .
Nanota ny rainareo voalohany , ary nikomy tamiko ireo loholonareo .
ISA 43:28     Alignment score: 0.304 → 0.313
Therefore I will defile the holy officials ; I will hand Jacob over to complete destruction , and Israel to abusive humiliation . "
Noho izany dia holotoiko ireo manam - pahefana masina ; hanao an'i Jakoba ho ringana tanteraka Aho , ary i Israely amin ' ny fanalam - baraka mahery setra . "
ISA 43     Average alignment score: 0.343 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66