Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 21:1     Alignment score: 0.298 → 0.298
A declaration about the desert by the sea . Like stormwinds sweeping through the Negev it comes passing through from the wilderness , from a terrible land .
Fanambarana
momban ' ny tany efitra amoron - dranomasina . Tahaka ny tadio mamakivaky an'i Negeva no hiavian'izany mandalo avy any an'efitra , avy any amin ' ny tany loza .


ISA 21:2     Alignment score: 0.278 → 0.281
A severe vision has been given to me : the treacherous man deals treacherously , and the destroyer destroys . Go up and attack , Elam ; besiege , Media
; I will stop all her groaning .
Fahitana mahatsiravina no nomena ahy : ilay lehilahy mpamitaka dia namitaka , ary ny mpandrava dia nandrava . Miakara ary tafio , ry Elama ; ataovy fahirano , ry Mediana ; hampitsahatra ny tarainany rehetra Aho .
ISA 21:3     Alignment score: 0.287 → 0.291
Therefore my loins are filled with pain ; pains like the pains of a woman in labor have taken hold
of me ; I am bowed down by what I heard ; I am disturbed by what I saw .
Noho izany dia feno fanaintainana ny valahako ; fanaintainana tahaka ny fanaintainan ' ny vehivavy miteraka no namatotra ahy ; niankohoka noho ilay zavatra reko aho ; nikorontana tamin ' ny zavatra hitako aho .
ISA 21:4     Alignment score: 0.207 → 0.214
My heart pounds ; I shake with fear . Twilight was my desire , but it brought me terror .
Torotoro
ny foko , mangovitry ny tahotra aho . Ny hariva , fotoana ankafiziko anatin ' ny andro , dia nitondra horohoro ho ahy .
ISA 21:5     Alignment score: 0.29 → 0.311
They prepare the table , they spread rugs and eat and drink
; arise , princes , anoint your shields with oil .
Nanomana ny latabatra izy ireo , novelarin'izy ireo ny lamba firakotra ka nihinana sy nisotro ; mitsangàna , ry andriandahy , osory diloilo ny ampinganareo .
ISA 21:6     Alignment score: 0.315
For this is what the Lord said to me , " Go , post a watchman ; he must report what he sees .
Fa izao no nolazain
' ny Tompo tamiko hoe : " Mandehana , mametraha lehilahy mpiambina iray ; tsy maintsy mitatitra izay hitany izy .
ISA 21:7     Alignment score: 0.351 → 0.402
When he sees a chariot , a pair of horsemen , riders on donkeys , and riders on camels , then he must pay attention and be very alert . "
Rehefa mahita kalesy , mpitaingi - tsoavaly roa , mpitaingina boriky , ary mpitaingina kamela izy , dia tokony handinika sy ho mailomailo . "
ISA 21:8     Alignment score: 0.258 → 0.274
The watchman cries out , " Lord , on the watchtower I stand all day , every day , and at my post I stand all night long . "
Nitaraina ilay lehilahy mpiambina hoe : " Ry Tompo , teo amin ' ny tilikambo fihambenana
aho dia nijoro nandritry ny iray andro tontolo , isan'andro , ary teo amin ' ny toeram - pitiliko no nijoroko nandritry ny alina manontolo . "
ISA 21:9     Alignment score: 0.26 → 0.261
Here comes a chariot with a man and a pair of horsemen . He calls out , " Babylon has fallen , fallen , and all the carved figures of its gods are broken to the ground . "
Indro tamy ny kalesy iray miaraka amin ' ny lehilahy iray sy mpitaingin - tsovaly
roa . Niantso mafy izy nanao hoe : " Efa rava Babylona , rava , ary ireo sary vongan ' ny andriamaniny rehetra dia potika amin ' ny tany . "
ISA 21:10     Alignment score: 0.265 → 0.267
My threshed and winnowed ones , children of my threshing floor ! What I have heard from Yahweh of hosts , the God of Israel , I have declared to you .
Ry novelesina sy nosivaniko , zanaky
ny trano fitotom - bariko ! Izay reko tamin'i Yaveh tompon ' ny maro , ilay Andriamanitr'Israely , efa nambarako taminareo .
ISA 21:11     Alignment score: 0.311
A declaration about Dumah . One calls to me from Seir , " Watchman , what is left of the night ? Watchman , what is left of the night ? "
Fanambarana
momban'i Edoma . Nisy iray niantso ahy avy any Seira hoe : " Ry mpiambina , rahoviana no hifarana ny alina ? Ry mpiambina , rahoviana no hifarana ny alina ?
ISA 21:12     Alignment score: 0.4 → 0.4
The watchman said , " The morning comes and also the night . If you want to ask , then ask ; and come
back again . "
Hoy ilay mpiambina hoe : " Ho avy ny maraina ary ny alina ihany koa . Raha maniry ny anontany ianao , dia manontania ; ary miverena indray . "
ISA 21:13     Alignment score: 0.47
A declaration about Arabia . In the wilderness of Arabia you spend the night , you caravans of Dedanites .
Fanambarana
momban'i Arabia . Any amin ' ny tany efitr'i Arabia no andanianareo ny alina , ry andian - Dedanita .
ISA 21:14     Alignment score: 0.404 → 0.419
Bring water for the thirsty ; inhabitants of the land of Tema
, meet the fugitives with bread .
Mitondrà rano ho an ' ny mangetaheta ; ry mponina ao amin ' ny tanin'i Tema , tsenao amin ' ny mofo ireo mpitsoaha - ponenana .
ISA 21:15     Alignment score: 0.312 → 0.338
For they have fled from the sword , from the drawn sword , from the bent bow , and from the weight of war .
Fa izy ireo dia nandositra ny sabatra , tamin ' ny sabatra voarendrika , tamin ' ny tsipika voahenjana , ary tamin ' ny vesatry ny ady .
ISA 21:16     Alignment score: 0.411
For this is what the Lord said to me , " Within a year , as a laborer hired for a year would see it , all the glory of Kedar will end .
Fa izao no nolazain
' ny Tompo tamiko hoe : " Ao anatin ' ny taona iray , tahaka ny hitan ' ny mpiasa tany nokaramaina mandritry ny taona , dia hifarana ny voninahitr'i Kedara rehetra .
ISA 21:17     Alignment score: 0.353
Only a few of the archers , the warriors of Kedar will remain , " for Yahweh , the God of Israel , has spoken .
Mpandefa tsipíka , lehilahy mpiadin'i Kedara vitsy sisa no ho tavela , " satria Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , no efa niteny .
ISA 21     Average alignment score: 0.324 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66